| Entrée | hitsahina (hitsaka) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Hosena amin' ny tongotra: Aza hitsahinao re ny lambako Atao tsinontsinona, zimbaina, fotsifotsina: Dia sahiny nohitsahina ve ny tenin-dray aman-dreny [1.1] | |||||||||
| To be stepped or trampled on [1.7] | |||||||||
| Qu'on foule aux pieds [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/08/11 |
|