| Entrée | hilahila (hila) | |
| Partie du discours | nom | |
| Tsy fahamarinan-toerana fa mitongilangilana, tsy fipetrahana tsara amin' ny toerana iray ihany fa firaidraikana mialoha sy miaoriana, miankavia sy miankavanana [1.1] | ||
| Dérivés |
| |
| Synonymes | hila | |
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|