| Entrée | hidiana (hidy) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| (varavarana) Asiana hidiny, izany hoe tanana amin' ny batana amin' ny alalan' ny fanalahidy na karetsaka, mba tsy ho afaka hivoha: Efa nohidianao ve ny varavarankely any an-tany? (zavatra) Atao ao anaty toerana mihidy: Nohidiany tao anaty vata ny firavany [1.1] | |||||||||
| To be closed, to be locked [1.7] | |||||||||
| Qu'on ferme à clé ou avec une barre [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|