| Entrée |
hetrina
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Lempona, iva; be dia be, sesehena [1.1]
|
| Dérivés |
|
| Entrée |
hetrina
|
| Partie du discours | nom
|
| | Farihy na dobo taloha fa efa salira ritranefa tsy ialan-drano foana.
[1.1]
|
| | Marais, marécage [1.13]
|
| | [Merina]
Nom des tourbières et, par extension, de leur végétation, notamment certaines cyperaceae et les Sphaignes, Sphagnum sp.. C'est l'habitat d'élection du drosera malgache : Drosera ramentacea Burchell (Droseraceae). Voir
mahatanando.
[1.196]
|
| Vocabulaire |
| Exemples |
| 1 | Hetrina lehibe, anarany Betsimizara
[2.59]
|
| 2 | Tanimbary tsoatokana ny hetrina rehetra manodidina ny farihy Alaotra, ny tanety sy havoana amin' ny faritra sisa mampety voly tanety na inona izany na inona, ny zehitra amoron-drano dia tahirin-tanimbary miandry fotoanany fotsiny.
[2.472]
|
|
|
| Entrée |
hetrina
|
| Partie du discours | nom
|
| Vocabulaire |
|