Entrée | herintaona | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Mots élémentaires | herina, taona | ||||||
Explications en malgache | Fotoana ihodinan' ny tany manodidina ny masoandro, izany hoe 365 andro sy 4 ora na ampahefatry ny andro iray Elanelam-potoana misy andro 365 manomboka ny 1 Janoary ka miafara ny 31 Desambra, mitovy amin' ny taona ihany: Hianatra any Andafy, hono, izy amin' ny herintaona [1.1] | ||||||
Explications en anglais | A year [1.7] | ||||||
Explications en français | Un an [1.3] | ||||||
Une année [1.8] | |||||||
Vocabulaire | Temps | ||||||
Exemples |
| ||||||
Mis à jour le 2023/10/12 |
![]() |