Entrée | herehina (herika) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Todihina jerena any ivoho: Hereho ny lasa mba handinihana izay hatao amin' ny ho avy Atao, isahiranana: Be herehina loatra Rakoto ka hadinony ny hafatrao [1.1] | |||||||||
To be looked at by turning the head [1.7] | |||||||||
Qu'on regarde en se retournant [1.8] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/08/11 |
![]() |