| Entrée |
helo
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Tanala]
Mivezika [1.78]
|
| | Zavatra miserantserana sy manakontakona avy eo ambony loha. [1.1]
|
| | Hovering, wavering, as something above a window. See helana,
herohero
[1.2]
|
| Synonymes | |
|
| Entrée |
helo
|
| Partie du discours | nom
|
| | Toerana any amin' ny fiainan-tsy hita inoan' ny mpivavaka kristianina ho fitoeran' ireo ratsy fanahy teto an-tany ka ijaliany amin' ny tsy fahitany an' Andriamanitra; afobe [1.1]
|
| | Hell [1.2, 1.7]
|
| | L'enfer [1.8]
|
| Vocabulaire |
| Origine | Explications en anglais: hell.
|
| Article |
|