| Entrée | hazovato | |
| Partie du discours | nom | |
| Mots élémentaires | hazo, vato | |
| Karazam-bato sokay nova ara-toetra simika sy fizika, tsy dia mafy loatra fa misy tsoriany mahafinaritra ny tavany rehefa voalambolambo tsara, anaovana solon-taila amin' ny ngorodona na ny rindrina; marbra [1.1] | ||
| Bois silicifié [1.13] | ||
| Vocabulaire | ||
| Synonymes | vatoharana ~ vatohazo | |
| Analogues | hazombato | |
| Mis à jour le 2024/12/31 |
|