Entrée |
havanana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ny ila amin' ny tena mifanohitra amin' ny havia izay hitsin' ny fo: Matanjaka ny havanana / Misy maharary ato amin' ny ilako havanana [1.1]
|
Explications en anglais | The right side [mal. (tanang) kanan (?).] [1.2]
|
| The right hand or the right side [1.7]
|
Explications en français | La droite, le côté droit, la place d'honneur [1.3]
|
| Le côté droit, la main droite [1.8]
|
Exemples |
1 | ny nono havanana omena ny zokiny;
[2.245]
|
2 | ny tanany havanana mandritra alin-dahy;
[2.69]
|
|
Morphologie |
Simple : |
havanana,
havanako,
havananao,
havanany,
havanantsika,
havananay,
havananareo,
havanan',
havanan-,
havanam-,
havana- |
Préfixée : |
-kavanana,
-kavanako,
-kavananao,
-kavanany,
-kavanantsika,
-kavananay,
-kavananareo,
-kavanan',
-kavanan-,
-kavanam-,
-kavana- |
|
Dérivés |
Antonymes |
|
Entrée |
havanana
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Mahay, kinga: Havanana amin' ny sary Rakoto [1.1]
|
Explications en anglais | Right-handed; adroit, able [1.7]
|
Explications en français | Qui est habile, qui sait faire [1.3]
|
| Qui travaille de la main droite; droitier [1.8]
|
|
Entrée |
havanana
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en français | Qui est supérieur en grade à un autre [1.3]
|
|