Entrée | hatomady (tomady) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Hery, hataniahana, aina: Ny hatomadin' ny vatana dia mariky ny vatana salama [1.1] | |
Explications en français | Force, vigueur [1.3] | |
Exemples | Izy mainty ngizina foana fa raha izay bika sy hatomady dia izany no vehivavy idealy katsahina eo amin'ny taranaka.
[2.895] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |