| Entrée | hatezerana (tezitra) | |
| Partie du discours | nom | |
| Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny hatezerana, hono, hadalana miserana Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba [1.1] | ||
| Vocabulaire | ||
| Synonymes | fahatezerana | |
| Mis à jour le 2023/01/05 |
|