| Entrée | hatanjahana (tanjaka) | |
| Partie du discours | nom | |
| Toetra ananan' ny olona matanjaka; manana herim-batana (mitovy amin' ny hoe "taniaka" ihany): Mbola ao anatin' ny taonan' ny hatanjahana ianao izao, ka mahaiza manararaotra izany amin' ny asa [1.1] | ||
| Synonymes | fahatanjahana | |
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|