Entrée | hasy | |
Partie du discours | nom | |
[Provincial] A provincial word for medicine. [1.2] | ||
[Tankarana] Remède. hasina [1.19] | ||
Racine des mots mpimasy, omasy, ombiasy, qui désignent dans les diverses régions les spécialistes du traitement par les plantes [1.196] | ||
Vocabulaire | ||
Synonymes | kasa | |
Entrée | hasy | |
Partie du discours | nom | |
[Taisaka] fanajana [1.78] | ||
[Taisaka] Respect [1.82] | ||
Dérivés |
| |
Entrée | hasy | |
Partie du discours | nom | |
[Taisaka] Lamba vita amin'ny landihazo [1.78] | ||
[Provincial] A provincial word for cotton [1.2] | ||
[Taisaka] Cotonnade [1.82] | ||
Vocabulaire | ||
Entrée | hasy | |
Partie du discours | nom | |
[Bara] Landihazo [1.78] | ||
Landihazo gasy. Anarankazo ary anaran' ny voan' io hazo io koa. Ny landihazo dia hazo madinidinika (Gossypium barbadense); ny fonon' ny voany, rehefa matoy, dia mivaky telo na dimy eo amin' ny vitrany ary dia misy vohavoha mibofaka avy eo, izay azo veraveraina sy sintonina ho kofehy tenomina ho lamba [1.1] | ||
[Sakalava] (prononciation locale pour hasina) Nom des cotonniers sauvages, surtout Gossypium arboreum var. perrieri (Hochr.) B.L.Rob. et Gossypium brevilanatum Hochr. (Malvaceae) [1.196] | ||
Vocabulaire | ||
Nom scientifique | Gossypium arboreum var. perrieri, Gossypium brevilanatum | |
Synonymes | landihazo | |
Entrée | hasy | |
Partie du discours | nom | |
[Betsimisaraka, Bezanozano] Faguetia falcata Marchand (Anacardiaceae). [1.196] | ||
Vocabulaire | ||
Nom scientifique | Faguetia falcata | |
Mis à jour le 2024/04/16 |
![]() |