| Entrée | harika | |
| Partie du discours | nom | |
| Fijerena misompirana amim-pahasosorana na tsy fitiavana, fijerena manao maso mitsivatana mba ho mariky ny tsy hafaliana na fahalotehana amin' olona. [1.1] | ||
| A scowl. [1.2, 1.7] | ||
| Regard de travers [1.8] | ||
| Dérivés |
| |
| Mis à jour le 2011/04/05 |
|