Entrée |
haratra
|
Partie du discours | nom
|
| Fanakakasana ny volo amin' ny hareza na amin' ny lelan' antsy maranitra [1.1]
|
| The act of shaving [1.7]
|
| Action de se raser [1.8]
|
Exemples |
1 | Tandremo tsy haratra intsony ilay faritra.
[2.424]
|
2 | Dia izahay telo mianaka lehilahy no nametraka sy namatotra ny haratra sy ny latsy.
[2.472]
|
|
Dérivés |
|
Entrée |
haratra
|
Partie du discours | nom
|
| Hazo lava mampitohy ny tapenaka roa eo antenatenany ambony kely (haratra ambony) ary eo ambany (haratra ambany) andany roan' ny vovonana, ka ipetrahan' ny lohatrano [1.1]
|
| [Sihanaka]
Hazo lolohavin'ny andriambo [1.78]
|
| The purlins in the roof of a house. [1.2]
|
| A purlin or lengthwise stringer under a roof [1.7]
|
| Les pannes des toits [1.8]
|
Analogues |
hara-boalavo ~
mitatao haratra ambany ~
mitatao haratra ambony |
|
Entrée |
haratra
|
Partie du discours | nom
|
| aratra
[1.7]
|
| aratra
[1.8]
|
|