|
|
|
|

Entrée hararaotina (hararaotra)
Partie du discours verbe passif
 Vonjena hatao sao tsy misy hahazoana manao azy intsony: Hararaoty izao vidim-bary mora izao mba hividianana betsaka
Ampiasaina ny fahavoazan' ny sasany mba hamelezana azy bebe kokoa: Nohararaotinao ny tsy naha-teo ahy mba hanaovanao ny fifaninanana [1.1]
 To be made to have on'es guilt or calamity aggravated, to be pursued successively, to be subject to general annoyance by others when one party has shown hostility to one. [1.2]
 To be taken advantage of; [1.7]
 Dont on tire avantage, dont on profite; [1.8]
Morphologie 
Présent : hararaotina, hararaotiko, hararaotinao, hararaotiny, hararaotintsika, hararaotinay, hararaotinareo, hararaotin', hararaotin-, hararaotim-, hararaoti-
Passé : nohararaotina, nohararaotiko, nohararaotinao, nohararaotiny, nohararaotintsika, nohararaotinay, nohararaotinareo, nohararaotin', nohararaotin-, nohararaotim-, nohararaoti-
Futur : hohararaotina, hohararaotiko, hohararaotinao, hohararaotiny, hohararaotintsika, hohararaotinay, hohararaotinareo, hohararaotin', hohararaotin-, hohararaotim-, hohararaoti-
Impératif : hararaoty

Mis à jour le 2023/01/20