| Entrée | hao | ||||
| Partie du discours | nom | ||||
| Bibikely tsy misy elatra, maintimainty, mivelona amin' ny biby lehibe izay tsentsefiny ny rany ka mahatsiaro ho mangidihidy. Amin' ny olombelona dia ao anatin' ny volon-doha indrindra no mivelona ny hao; atao hoe haofotsy izy raha eran' ny vatana no misy azy [1.1] | |||||
| Katsentsitra mivelona amin'ny biby mampinono [1.13] | |||||
| A louse, a tick. [1.2] | |||||
| A louse [1.7] | |||||
| Pou [1.8, 1.13, 1.82] | |||||
| Vocabulaire | |||||
| Exemples | Sady tsy mizaha hao no tsy lany andro manao volon' ny miaramila.
[2.528] | ||||
| Morphologie |
| ||||
| Article | Randzavola: hao ao amin' ny Baiboly | ||||
| Entrée | hao | ||||
| Partie du discours | adverbe | ||||
| [Taisaka] Eny [1.78] | |||||
| [Taisaka] Oui [1.82] | |||||
| Mis à jour le 2023/06/12 |
|