| Entrée | hamamy (hamy) | |
| Partie du discours | nom | |
| Toetran' ny zavatra mamy, hatsiro: Fary lava tsy lany hamamiana [1.1] | ||
| La douceur [1.3] | ||
| Exemples | fa fary lava tsy lany hamamy, ary vary amin-dronono tondrahan-tantely, ka sitraka sy telina avokoa.
[2.588] | |
| Synonymes | hamamiana | |
| Mis à jour le 2024/01/29 |
|