| Entrée | halavana (lava) | |
| Partie du discours | nom | |
| Toetran' ny zavatra lava hita-maso: Ampiasao eto ny halavanao ~ Ny halavan' ny latabatra ity no tsy hahatafidirany ao amin' io efitra io [1.1] | ||
| Length [1.7] | ||
| Longueur [1.8] | ||
| Vocabulaire | ||
| Synonymes | fahalava ~ halava | |
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|