Entrée | hajamba (jamba) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana [1.1] | |
Explications en français | L'état de ce qui est aveugle [1.3] | |
Vocabulaire | Santé | |
Synonymes | fahajamba | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |