|
|
|
|

Entrée haingy
Partie du discours nom
Explications en malgache Menamenatra, mahatsiaro henatra na tahotra, hita ho mangasihasy: Haingy ny anao lahy nony nilazana fa fantatra daholo ny nataony rehetra teo aloha [1.1]
Dérivés 
Synonymes haingihaingy

Mis à jour le 2011/04/04