Entrée | hahazana (hahy) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en anglais | [Provincial] To be dried by exposure to the sun [1.2] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Entrée | hahazana (hahy) | ||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||
Explications en malgache | Ny zavatra ahahy, ny zavatra tiana ho maina ka apetraka eo amin' ny hainandro: Vato tsindry hahazana (ilazana ny vato ataingina eo amin' ny sisin' ny tsihy anahazam-bary mba tsy hikopahan' ny tsihy rehefa tsofin' ny rivotra) [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | The things exposed to the sun or air. [1.2] | ||||||||
Things put out in the sun to dry [1.7] | |||||||||
Explications en français | Le séchoir [1.3] | ||||||||
Ce qu'on met à sécher au soleil [1.8] | |||||||||
Exemples | Raha tonga' tany Tsiazompaniry anefa dia sendra ny ora-tampoka nandena ny hahazana, nanaovan' olona am-bilana sy be noho vitsy, namelarana tadivavarana ary nanaovana fandri-totofana sy longoa mitoto-bozaka ka latsaka tao am-bavan' ny mamba;
[2.587] | ||||||||
Mis à jour le 2023/04/09 |
![]() |