| Entrée | hadinoina (hadino) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Atao izay tsy hahatsiarovana: Hadinoy ny heloko taminao / Aza hadinoina ny hafatro (diso ka tsy tokony hatao ny hoe: Aza hadino ny hafatro) [1.1] | |||||||||
| To be forgotten, to be neglected. [1.2] | |||||||||
| To be forgotten [1.7] | |||||||||
| Ce qu’on oublie [1.3] | |||||||||
| Qu'on oublie [1.8] | |||||||||
| Exemples |
| ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/02/18 |
|