Entrée | hadilanana (dilana) | |
Partie du discours | nom | |
[Tanala] (hadilañana) hadilalana, fiolahana an' elakela-bohitra [1.78] | ||
Toerana iva kokoa sady tery, anelanelan' ny havoana roa, ka toy ny andilana mampitohy azy roa ireo; tehezan-tany nakoan' ny riaka: Mahery ny rivotra an-kadilanana [1.1] | ||
A dell, a dingle, a dale; an isthmus. See dilana [1.2] | ||
Défilé, arête servant de trait d'union entre deux montagnes [1.3] | ||
Col [1.5] | ||
Vocabulaire | ||
Synonymes | ankadilanana | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |