| Entrée | gogo | |
| Partie du discours | nom | |
| Voir gogogogo, plus usité [1.3] | ||
| Entrée | gogo | |
| Partie du discours | nom | |
| [Sakalava] Na vahona. Karazan-trondron-dranomamy manja matroka toa manopy manga ary tsy misy kirany; mafy ny tampon-damosiny ary ny lanilaniny misy nify matsilotsilo kely; halavany 70 sm ( Arius madagascariensis ). Ny gogo sy ny kotso ary ny tilapia dia matetika mainin' ny olona ho azo alefa amidy any lavitra [1.1] | ||
| A kind of fish [1.2] | ||
| Vocabulaire | ||
| Nom scientifique | Arius madagascariensis | |
| Synonymes | vahona | |
| Entrée | gogo | |
| Partie du discours | nom | |
| [Sakalava] A species of crocodile [1.2] | ||
| Vocabulaire | ||
| Mis à jour le 2023/02/22 |
|