Entrée |
goavy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Karazan-kazo fihinam-boa tsy dia lehibe loatra, toa maniriniry foana eny, misy voany madinika maro. (Misy telo karazana ny goavy: ny goavy fotsy, fotsy ny atiny; ny goavy mena, mena ny atiny, ary ny goavitsinà na goavitsinahy, madini-boa ary marikivy raha soamaravo fa mamy kosa rehefa masaka). [1.1]
|
Explications en anglais | The guava tree and its fruit. A decoction made from the leaves is used for dysentery. Psidium pomiferum, L. [1.2]
|
| [French goyave], the guava tree; its fruit [1.7]
|
Explications en français | Goyavier; goyave [1.8]
|
| [Betsimisaraka, Bezanozano, Merina, Sihanaka, Tsimihety]
(du français « goyave » ; c'est l'orthographe malgache qui paraît la meilleure) Psidium guajava L. (Myrtaceae).
On en distingue plusieurs variétés :
goavifotsy,
goavimena,
goavimavokely; etc.
Ne pas confondre avec une variété, l'expression populaire
goavin' ilaihavana ; c'est une allusion à un conte : Ilaihavana (« Monsieur l'ami de tout le monde ») était si débonnaire qu'il distribuait ses goyaves à tout un chacun sans songer à en garder pour lui-même ; sens moderne : se ruiner par trop de bonté.
Ça n'arrive plus beaucoup de nos jours !!
[1.196]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Psidium guajava |
Exemples |
1 | Lasa nobetain'izy roa lahy moramora Ilezo ka nataony tamin'izao alokaloka am-poto-goavy izao.
[2.324]
|
2 | Rahefa fotoanan' ny manga, na rotra, na goavy, naka an-karona nentina nody izahay.
[2.472]
|
|
Analogues |
goavitsina |
|