Entrée | ginehy (gehy) | ||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||
Explications en malgache | Voagehy, gehezina, fatorana, fehezina: Noginehiny tsara ny entany vao nandeha izy Terena: Raha tsy noginehin' ny ray aman-dreniny izy tsy nety nianatra Fihinina: Noginehindreniny ela teo ilay zanany vao tonga [1.1] | ||||||
Explications en anglais | [passive with infix] [1.2] | ||||||
Explications en français | Serré, retenu, contraint [1.3] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Synonymes | voagehy | ||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |