Entrée | gehina (geka) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Terena, fehezina: Nogehiny tamin' ny hetra ny valahany ~ Geho tsara ireto entana ireto tsy hivaha Giazana, tsy avala hivoaka: Geho ao an-trano ireto ankizy ireto Terena hiasa: Nanao tiatia kilalao izay aho ka nogehin' i Dada roba hianatra [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be tied, to be bound, to be confined, to be forced, to be constrained [1.2] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Autres orthographes | gaihina | ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |