|
|
|
|

Entrée gaona
Partie du discours nom
 Dona, paika
Mitovy hevitra: gona ~ katroka ~ poka [1.1]
  [1.2]
 Choc [1.3]
Dérivés 

Entrée gaona
Partie du discours nom
  [Sihanaka] Zatovo [1.78]
 Ankizilahy [1.1]
 A person who lives only in the woods [1.2]
  [Provincial] A boy or a lad [1.2]
Exemples 
1Betsaka izahay gao-madinika no tonga nijery teo. [2.472]
2Nianjera ilay gaona nitaingina ary torana teo. [2.472]
Morphologie 
Simple : gaona, gaoko, gaonao, gaony, gaontsika, gaonay, gaonareo, gaon', gaon-, gaom-, gao-

Mis à jour le 2017/04/01