| Entrée | gama | |
| Partie du discours | nom | |
| Fitambaran' ny feo miakatra na midina izay mifanao ambaratonga, fototra ahazoana ny feo rehetra hanaovana hira; misy valo izy ireo: do, re, mi, fa, sol, la, si (na ti), ary ny do ambony [1.1] | ||
| Vocabulaire | ||
| Origine | Explications en français: gamme. | |
| Autres orthographes | gamatra | |
| Analogues | do ~ re ~ mi ~ fa ~ sol ~ la ~ si | |
| Illustrations |
| |
| Mis à jour le 2023/11/26 |
|