|
|
|
|

Entrée gadragadra
Partie du discours nom
 Karazam-borona (Pterocles) [1.1]
  [Provincial] A bird; the sand grouse [1.2]
 Oiseau. Espèce de Pterocles. [1.3]
Vocabulaire 
Nom scientifique Pterocles

Entrée gadragadra
Partie du discours nom
 Fihararetrana feon' olona toy ny vaky na feon-javatra toy ny mitriatra nony voadona, tsy mikarantsana fa toa mitriatra [1.1]
 Harshness of the voice, a rough voice
A flaw in the sound, as the sound of a cracked pot. [1.2]
 Voix sourde, cassée [1.3]
Vocabulaire 
Dérivés 

Entrée gadragadra
Partie du discours adjectif
 Mihararetra toa vaky, farimparina: Gadragadra ny feonao izany [1.1]
 Fêlé, rauque [1.3]

Mis à jour le 2013/10/11