| Entrée | fotroaka | |
| Partie du discours | nom | |
| Rano na zavatra hafa mibosesika miaraka amin' ny fofon' aina mitady hivoaka ao am-bava na amin' ny orona Fitronan' ny olona na biby voakenda ka tsy afaka mivoaka ny fofon' ainy noho ilay zavatra misakana ao am-bavany na any an' orony [1.1] | ||
| [1.2] | ||
| Dérivés |
| |
| Entrée | fotroaka | |
| Partie du discours | nom | |
| [Betsimisaraka] (voir aussi fontroaka) Sorte de sarbacane. [1.196] | ||
| Vocabulaire | ||
| Mis à jour le 2019/08/17 |
|