| Entrée | foronina (forona) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Atao misy, nefa tsy nisy teo aloha: Noforonin' iza, araka ny hevitrao, izao tontolo izao? Amboarina, atao: Misy hira, vaovao indray noforonin-dRakoto / Inona izany kilalao noforonin' Isambilo izany? [1.1] | |||||||||
| To be formed, to be fashioned, to be created. [1.2] | |||||||||
| To be created to be formed or fashioned [1.7] | |||||||||
| Qu'on crée, qu'on forme, qu'on invente [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|