Entrée |
fonja
|
Partie du discours | nom
|
| Toerana voafefy nitanana ireo voaheloka taloha, tranomaizina: Voatana any am-ponja izy noho ny heloka nataony [1.1]
|
| Toeram-pigadrana [1.13]
|
| Prison [1.2, 1.7]
|
| énorme caisse servant de prison préventive; la prison elle-même [1.3]
|
| Prison [1.8, 1.13]
|
|
Entrée |
fonja
|
Partie du discours | nom
|
| Havesaran-javatra jerena toa kely nefa madonda [1.1]
|
| Heaviness, weightiness [1.7]
|
| La lourdeur, la pesanteur [1.3]
|
| Poids, lourdeur [1.8]
|
Dérivés |
|
Entrée |
fonja
|
Partie du discours | nom
|
| Tsora-by na akoram-by mbola tsy voavoatra: Fonjam-by [1.1]
|
| A lump of iron ore [1.2]
|
| A lump of metal [1.7]
|
| Fer brut [1.3]
|
| Masse de métal [1.8]
|
|
Entrée |
fonja
|
Partie du discours | nom
|
| Miaramila atao fiandry [1.1]
|
| Corps de réserve [1.2, 1.3]
|
Vocabulaire |
|