| Entrée | fongorana (fongotra) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Foanana hatramin' ny fakany, ravana tanteraka, taperina, ringanina: Tokony hofongorana ny toaka sy ny rongony fa manimba taranaka [1.1] | |||||||||
| To be exterminated, to be torn up by the roots, to be extirpated. [1.2] | |||||||||
| To be completely destroyed [1.7] | |||||||||
| Qu'on détruit complétement [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|