Entrée | fongatina (fongatra) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Hadina avy ao anaty tany: Misy faty tadiavin' ny olona fongarina etoamin' ity toerona ity Velomina indray: Misy tsy tsara hofongarina ny fomba fahiny sasany Tsahivina indray, nefa efa navalon' ny fanadinoana: Aza fongarina ny hadisoana taloha [1.1] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Synonymes | fongarina | ||||||||
Mis à jour le 2024/03/30 |
![]() |