| Entrée |
Foloalindahy
|
| Partie du discours | nom propre (ethnonyme)
|
| Mots élémentaires | folo,
alina,
lahy |
| | Anarana nomena ny miaramilan' Ilaidama ary mbola ilazana ankehitriny ny fitambaran' ny antoko-miaramila rehetra eto amin' ny firenena. (Nokendren-dRadama ny hanana tafika toy ny Vazaha, izay mianatra matso, fitifirana, sarin' ady ka folo alina na iray hetsy no isa noheveriny hotratrarina) [1.1]
|
| | The one hundred thousand men, which is the name given to the army. [1.2]
|
| | Cent mille hommes. On donnait ce nom à l'armée, parce que le souverain prétendait audacieusement pouvoir mettre en campagne cent mille soldats [2.415]
|
| Vocabulaire |
| Exemples |
| 1 | Tsy ravàna ny Foloalindahy fa ampitomboina.
[2.508]
|
| 2 | Fa matoky aho, ray ambanilanitra sy foloalindahy!
[2.298]
|
|
|