| Entrée | fohina (foka) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Trohina, sintonina: Fohin' ny hainandro ny ranonando Ritina: Fohin' ny tany ny ranonorana Trohina ary atelina: Fohin' ny orona ny rivotra / Fohin' ny olona ny sigara [1.1] | |||||||||
| To be inhaled; to be absorbed [1.7] | |||||||||
| Qu'on hume; qui est absorbé comme par une éponge [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|