| Entrée | fivondronam-pokontany | |
| Partie du discours | locution | |
| Mots élémentaires | fivondrona, foko, tany | |
| Fitambaran' ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny lehiben' ny Fivondronam-pokontany ary ao anatin' ny Faritany [1.1] | ||
| Exemples | Manome tapakila naharaisana izany filazàna izany ny filohan' ny komity mpanatanteraka ao amin' ny Fivondronampokontany.
[2.114] | |
| Synonymes | fivondronana | |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|