Entrée | fivelarana (velatra) | |
Partie du discours | nom | |
Fisokafan' ny zavatra iray nikombona na nihorona: Fivelaran' ny boky / Fivelaran' ny raozy Fotoana isehoan' ny hery na hatsaran' ny zavatra iray: Matokisa fa fotoana fivelaran' ny sain' ny zaza indrindraizao taonany izao Fitsorana mivalampatra tsara: Akory izany fivelarany teo ambony posy Fihaingoana, firaratana: Fivelaran' ny olona ny andro fety [1.1] | ||
Développement, épanouissement, expansion [1.13] | ||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |