| Entrée | fivaviana (vavy) | |
| Partie du discours | nom | |
| Organa amin' ny tenan' ny olombelona amantarana ny maha-vavy [1.1] | ||
| Vocabulaire | ||
| Exemples | Ny totohondry no anehoana ny fivaviana ary ny tanana mipepeka azy io no anondroana ny filahiana.
[1.519] | |
| Mis à jour le 2023/02/10 |
|