Entrée | fivarorahana (varoraka) | |
Partie du discours | nom | |
Fiketrahana, fiborahana sy fivahana, figedragedrana: Nihomehezan' ny ankizy ny fivarorahan' ny pataloany Fahakiviana, fahaverazan-kevitra: Tsy hay lozaina ny fivarorahan-dRakoto raha nandre io vaovao ratsy io [1.1] | ||
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |