Entrée | fivadihana (vadika) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fifandisoana ka ny lafy ratsiny indray no miseho: Ny fivadihan' ny lamba Fanaovana ny tehezana atao ambanimandry: Mety mba hahafaty ny marary ny fivadihany miankavia fa vizaka izy mihorirana forma miankavanana Fiovana ho ratsy tsy araka ny nampoizina: Mahagaga ny fivadihan' ny andro tampoka tao Fiovana ho ratsy, nefa nitokisana, famadihana: Mahamendrika hovonoina ho faty ny fivadihana amin' ny tanindrazana Fitsipahana ny teny natao: Mitory toetsaina tsy mahomby ny fivadihana amin' ny teny napetraka Fifandisoana ka ny anoloana no lasa aoriana, na ny aoriana basa anoloana:Ny fivadihan' ny satrokao no nihomehezan' ny ankizy anao [1.1] | |
Explications en anglais | The act of turning over; treachery [1.7] | |
Explications en français | L’action de changer de côté, de se retourner, de chavirer, de changer, de violer, de passer à l’ennemi, de rejeter, de trahir [1.3] | |
Action de changer de côté; trahison [1.8] | ||
Exemples | Fomba fisehoan' ny tsy-fahatantesana onja koa, dia ny fivadihana atidoha.
[2.472] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |