| Entrée | fitsoriahana (tsoriaka) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fikorianana: Mahafinaritra ny mijery ny fitsoriahan' ny rano eo amin' ny elatry ny vorombazaha Firiotra, fimaonana: Ohatra ny bisikilety ny fitsoriahan' Ikoto Fandosirana manao tsoa-pe: Ny fitsoriahan' ny mpangalatra tany ambadiky ny trano [1.1] | ||
| Synonymes | fitsoriaka | |
| Mis à jour le 2023/01/05 |
|