Entrée | fitsorana (tsotra) | |
Partie du discours | nom | |
Fandriana miampatra tsy mivonkina: Ny fitsoran' ilay bibilava teo afovoan' ny arabe Fitenenana milaza ny marina tsy misy afinafenina: Ny fitsorana matetika diamety hahamaivana ny sazy [1.1] | ||
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |