Entrée | fitsofohana (tsofoka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fidirana ao anaty zavatra ka etiety ny fidirana ao: Ny fitsofohana ao anaty zohy. / Ny fitsofohan' ny tongotra ao anaty kiraro Fisisihana: Ny fitsofohany tao anatin' ny vahoaka no tsy nahitana azy Fiditridirana amin' ny zavatra mikasika ny sasany, fitsabahana: Tsy rariny izao fitsofohanao amin' ny raharahan-tokantranonay izao [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |