Entrée | fitsobohana (tsoboka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fitana, firobohana: Raha ho erỳ an-dafin-drano ianao, eto no fitsobohana fa marivo ny rano eto Fidirana: Voarara ny fitsobohana ao amin' io trano io fa nisy matin' areti-mifindra tao [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |