Entrée | fitsoahana (tsoaka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fialan-javatra amin' izay nisy azy: Tsy dia henoko naharary loatra ny fitsoahan' ilay nifiko Fandosirana: Tsy nisy nahita, hono, ny fitsoahan' ireo gadra vahiny roa lahy Fivadihana ny teny nomena: Tsy mety izao fitsoahana amin' ny teny natao izao; izany no ilay nolazain' ny Ntaolo hoe fitsoahana orim-bato [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |