|
|
|
|

Entrée fitsingoloka (tsingoloka)
Partie du discours nom
 Toetra na fomban' ny olona na zavatra mitsingoloka, izany hoe mirona ka ny loha no lasa ambany, na mitady hanambaka an-kafetsena, na mila vaniny amin' ny zavatra faran' izay madinika [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20