Entrée | fitsimponana (tsimpona) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fakana tsirairay: Nahoana no dia ela toy izao ny fitsimponanao ny vato amin' ny vary? Fifantenana, izay mahatonga haka tsirairay, fa tsy manao fao-be amin' izao: Mafy dia mafy ny fitsimponana ny mpianatra halefa hanohy fianarana any ampita Fanararaotana ny vava latsaka na ny teny diso sendra lasa, mba hamelezana: Tandremo tsara ny fitenenana fa mahay Rangahy to amin' ny fitsimponana ny tenin' ny sasany [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |